Teny iditra midarondarona (darondarona (darona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to vex, to insult in anger [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Insulter avec colère [Abinal 1888]
Voambolana 
Haiendriteny 
midarondarona
nidarondarona
hidarondarona
midarondana

Teny iditra midarondaròna (darondarona (darona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarondarona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31