Teny iditra midarondarona (darondarona (darona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To vex, to insult in anger [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Insulter avec colère [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midarondarona
Ny lasa : nidarondarona
Ny hoavy : hidarondarona
Filaza mandidy : midarondana

Teny iditra midarondaròna (darondarona (darona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarondarona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20