Teny iditra | midedaka (dedaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mampiseho haingo, harena na fahaizana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to blaze, to burn fiercely ¶ to boast, to brag, to exult [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | Flamber, se vanter [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |