Teny iditra midibadiba (dibadiba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra henjana sy mibontsina noho izy feno rivotra na rano: Midibadiba ny kiboko izany
Mitovy hevitra: mivozihitra ~ mizihitra ~ mizihizihy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be full of water [Richardson 1885]
Endriteny 
midibadiba
nidibadiba
hidibadiba

Teny iditra midibadiba (dibadiba)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] dodona [Rakotosaona 1972]

2013/04/19