|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midify
Fototeny  2  dify
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana
Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to turn aside
6  [1.7] to dodge
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] s'esquiver
Ohatra  8  Nifanofa tànana, dia samy nidify. [2.5]
9  Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [2.471]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mihodivitra, mibosiaka, mibolidy amy

Teny iditra (2/2)15  midify
Fototeny  16  dify
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2] to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears
Voambolana  19  Fandram-bolo

Fivaditsoratra  20  fidimy, midify, mifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21