Teny iditra midihindihina (dihindihina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miandranandrana feno rehareha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to walk as in dihindihina; to be a busybody [Richardson 1885]
Endriteny 
midihindihina
nidihindihina
hidihindihina
midihindihìna

Teny iditra midihindihìna (dihindihina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midihindihina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/19