Teny iditra midinidinika (dinidinika (dinika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
midinidinika
nidinidinika
hidinidinika
Ohatra Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 45]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/18