Teny iditra (1/2) | 1 midohaka |
Fototeny | 2 dohaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mirehareha: Midohaka ery i sakaiza iny fa nanome vola be hamitana ny Sekoly, hono |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#111] Prodiguer par gloriole, hâbler, faire le charlatan |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny midohaka io |
Teny iditra (2/2) | 11 midohàka |
Fototeny | 12 dohaka |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Mamoaka feo mangoboka sy mitrena |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#112] résonner sourdement et fortement, être rauque, cassé |
Voambolana |
16 Feo |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 20 hakodiam, midohàka, midohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |