Teny iditra (1/2) | 1 midoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina |
Fototeny | 4 doka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny midoka io |
Teny iditra (2/2) | 10 midôka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Bezanozano]
manaiky, miaiky |
Fivaditsoratra | 13 dimoka, madiko, midoka, midôka, mikoda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |