Teny iditra | 1 midokadoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 dokadoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] pousser luxurieusement |
Ohatra |
6 [2.59] nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny. |
Fivaditsoratra | 7 midokadoka, mikodakoda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |