Teny iditra midona ny orana
Singan-teny midona ; orana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny voalohan-kotroka any lavitra, izay fambara ny fahatongavan' ny fahavaratra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21