Teny iditra | 1 midonaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to give off smoke |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] donner de la fumée |
Ohatra |
6 [2.470] Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. 7 [2.472] Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. |
Fototeny | 8 donaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny midonaka io |
Fivaditsoratra | 13 amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna, mikodana, nakodiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |