|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midoroka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mimamomamo: Isaky ny midoroka Rabe, miferinaina ny vady aman-janany
Fototeny  4  doroka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  midoroka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] mitsangana (zazakely)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11