Teny iditra | 1 midrodroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mikapoka, mively, manjera: Midrodroka lohan-tseky ka mañafohy ny ho lava (mikapoka lohan-tsokina ka mampivokina ny mitsotra) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |