Teny iditra miebana (ebana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra lamba mirefarefa toy ny olona tsy miraharaha, na mampihofahofa azy toy ny olona te hiseho mihaingo [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
miebana
niebana
hiebana
miebàna

Teny iditra miebàna (ebana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miebana [fitanisana]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31