|
|
|
|

Teny iditra1  miefitra
Fototeny  2  efitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misy efitrefitra: Miefitra anaty toy ny hasim-boasary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be separated by partitions, to be divided into rooms
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Où il y a des cloisons, des séparations, des chambres, des compartiments, des casiers, des planches de légumes, être séparé par quelque chose: Ataovy miefitra tsara ny vilia (Mettez quelque chose pour bien séparer les assiettes) ~ Miefitra folo ny trano fitsaboana (L'hôpital a dix chambres)
7  [1.8] être cloisonné, être divisé en compartiments
Ohatra  8  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny miefitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11