Teny iditra | miehakehaka (ehakehaka (ehaka)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mieboebo ~ misefosefo | |
Ohatra | Fa izao Aho dia mitaraina tahaka ny vehivavy raha miteraka, eny, miehakehaka tsy avy miaina.
[2.996] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miehakehaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |