Teny iditra miehakehaka (ehakehaka (ehaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mieboebo ~ misefosefo
Ohatra Fa izao Aho dia mitaraina tahaka ny vehivavy raha miteraka, eny, miehakehaka tsy avy miaina. [2.996]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20