Teny iditra mielakelaka (elakelaka (elaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra miendaka araka ny fizarazarany fisaka sy manify [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to come off in flakes or patches [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay se détacher par feuilles, s'écailler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mielakelaka
nielakelaka
hielakelaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31