Teny iditra mielatra (elatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misokatra, mihefahefa (tahaka ny lambam-baravaran-kely tsofin' ny rivotra) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mielatra
nielatra
hielatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31