Teny iditra | mielo (elo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo an-trano [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To shade oneself with a parasol, to use an umbrella [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Porter un parasol, un parapluie [1.8] | ||||||||
Ohatra | ary dia mitazana eo Manjakamiadana mielo mena eo ny andriana
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mielo io | ||||||||
Fivaditsoratra | mielo, mileo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |