|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miemonemona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitoetra amin' ny toerana avo tsy dia marin-toerana tsara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] être élevé, placé sur
Fototeny  5  emonemona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  miemonemòna
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miemonemona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3]
Fototeny  13  emonemona

Fivaditsoratra  14  iemonemonam, miemonemona, miemonemòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25