Teny iditra | 1 mieritra |
Fototeny | 2 eritra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#129] réfléchir, rêver, songer |
Ohatra |
6 Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mieritreritra |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mieritra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |