|
|
|
|

Teny iditra1  mievoka
Fototeny  2  evoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifoka etona na fofona mafana avy amin-javamaniry nampangotrahina na dorana hatao fanafody
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to take a steam bath or inhalation
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] prendre un bain de vapeur, une inhalation
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mievoka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11