|
|
|
|

Teny iditra1  miezinezina
Fototeny  2 ezinezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Sady avo no ngeza, lehibe; mandrindrina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be great, to be prominent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être grand, être éminent; énorme [1.8]
Ohatra  7  Dia natoron' Ingahibe azy teo ny misy an' ity tranom-panjakana miezinezina. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08