Teny iditra | 1 mifadiditra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihorongorona, mihodidina, mandadina: Mifadiditra amin' ny vatan-kazo ny vahy Mifanolana, mifampiditra: Mifadiditra ny fakan' ireto hazo ireto |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] To be in an entangled state. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#135] Etre entortillé, être roulé tout autour, être entrelacé |
Fototeny | 6 fadiditra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |