|
|
|
|

Teny iditra1  mifaditra ahitra
Singan-teny  2  mifaditra, ahitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manala faditra amin' ny ravin' ahitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins.
Ohatra  6  Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany. [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04