Teny iditra | 1 mifaditra ahitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manala faditra amin' ny ravin' ahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins. |
Ohatra |
5 [2.131] Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany. |
Singan-teny | 6 mifaditra, ahitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |