Teny iditra mifaditra ovana (faditra, ovana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!) [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31