|
|
|
|

Teny iditra1  mifaditra ovana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!)
Singan-teny  5  mifaditra, ovana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07