Teny iditra | mifady (fady) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Tsy mihinana an-tsitrapo, mandà tena tsy hihinana: Mifady hena isan-jomà izy ¶ Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-nofo ny olona manokon-tena ho an' Andriamanitra ¶ Mitana ny fahadiovam-pitondran-tena, tsy miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny vadiny, dia nahay nifady ny vehivavy malagasy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to abstain from, to endure abstinence ¶ to carry marks with them to show that their husbands are away at the war, as women do. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to taboo, to abstain from [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | S'abstenir de, s'interdire, ne pas user de, ne pas manger de; ne pas faire, observer les défenses religieuses, médicales ou superstitieuses, se mortifier, se dit de la continence que doivent garder les femmes des militaires absents: Nifady toaka izay ela izay aho (Je me suis interdit le rhum, je n' ai pas usé de rhum depuis longtemps) ~ Nifady hena nandritra ny andro niainany izy (Il n'a pas mangé de viande de toute sa vie) ~ Nifady vary tamy ny Alakaosy ny vehivavy rehetra (Toutes les femmes s'abstenaient de manger du riz les deux premiers jours du mois Alakaosy) [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
s'abstenir de, s'interdire de, s'interdire selon les tabous [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mifady io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |