Teny iditra mifamboraka (boraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Fa teo ny toe-javatra natrehina, dia izahay sy i Vola nifamboraka fitiavana. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifamboraka, mifamborak', mifambora-
Ny lasa : nifamboraka, nifamborak', nifambora-
Ny hoavy : hifamboraka, hifamborak', hifambora-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31