Teny iditra mifamory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Vezo] Conférer, se rassembler, se réunir [Poirot & Santio: Vezo (takila V)]
Ohatra Afa-tsy izany, toa mifamory matetitetika ireto vehivavy vadin' ny Andriamanjaka tato ho ato. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 56]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/30