Teny iditra mifampaka (aka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza olona roa, ka ny iray maka ny anankiray hafa, ary ity faharoa maka ilay voalohany [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mifampaka
nifampaka
hifampaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31