| Teny iditra | 1 mifampiady |
| Fototeny | 2 ady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Impiry akory izahay no mifampiady karajy sy mifandimby mitantara zavatra iray amin' ny endrika samy hafa hahitana izay azo ekena ho manakaiky kokoa ny fahamarinana sy ny azo inoana?
[2.5#28]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|