Teny iditra mifampiantra (antra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 52)]
Endriteny 
mifampiantra
mifampiantra
hifampiantra
Ohatra Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin' ny rahalahiny avy; [Baiboly: 45.7.9]

2017/04/02