Teny iditra | 1 mifampiditra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Ohatra |
4 [1.357#] a) Ny ravina sasany dia mivalona roa Bosona sady mifampiditra. 5 [2.606#] Tsy azo sarahina ny tety arana sy ny tantara raza, satria mifamatotra ary mifampiditra ny zavatra ambarany. |
Fototeny | 6 iditra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |