Teny iditra | 1 mifampiefitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
3 [2.436#] Mivory daholo ny firazanan' ilay zaza, hifamafy rano izy rehetra fa sao misy fo mifampiefitra amin' ny ray aman-drenin' ilay zaza, na ny vatan' ilay zaza. |
Fototeny | 4 efitra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |