Teny iditra mifampisakambina (sakambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Samy mamihina ny vatan' ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan' ny iray ataony ao an-damosin' ny iray: Variana erỳ Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny andalambe [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampisakambina
Ny lasa : nifampisakambina
Ny hoavy : hifampisakambina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05