Teny iditra sakambina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiaraha-mamindra amin' ny olona iray ka ny sandrin-tanana alefa avy any an-damosina eo amin' ny valahana ka samy mamihina toy izany ny vatan' ny an-daniny avy. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31