Teny iditra mifampitantara (tantara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]
2Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampitantara
Ny lasa : nifampitantara
Ny hoavy : hifampitantara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06