|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifampitolona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] se battre, se saisir avec les bras
Fototeny  5  tolona
Tovy hevitra  6  mitolona
Mpanahaka  7  miady, mipaka, mifandronjina, miambàkana, mifandray, mifamofoka, mifandrozona, mifamatraka, mifanakodia, mifanongana, mifamira, mifampitangazona, mifandrirotra, mifanakorofoka, mifanenda, mifanao taingim-bozona, mifampionkina, mifanao taribaniana, mifandatsa-boa, mifandaraboka, mifandrangotra, mifandriro-bolo, mifandria-damba, manao balahazo, mifanala fihina
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mifampitolona io

Teny iditra (2/2)9  mifampitoloña
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Bezanozano] mifamely
Fototeny  12  toloña

Fivaditsoratra  13  mifampitolona, mifampitoloña

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11