Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mifampitolona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adin-tsikidindrano ka misaraka tsy misy maratra. [2.415 #3366, 1.3]
Sikidindrano mifampitolona, ka misaraka tsy misy maratra. [2.558 #3881] Sikidindrano mitolona: misaraka tsy misy maratra. [2.415 #3366, 2.653 #2894] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dans les combats des népides ou punaises d' eau, il n' y a pas de blessé. [2.415 #3366] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Procès sans résultat, dans lequel personne ne gagne ni ne perd. [2.415 #3366] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Boka nangala-boatavo ka mifampitolona samy malama. [2.558 #933]
Boka nangala-boatavo : mifampitolona samy malama. [2.653 #806, 2.415] Boka nangala-boatavo : mitolona samy malama. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui a volé une citrouille : ce sont deux lisses qui luttent. [2.415 #1983] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des luttes d'habileté entre deux rusés. [2.415 #1983] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Borera sy voantay mifampitolona ka ny lohàny no amantarana azy. [2.558 #957]
Borera sy voantay mitolona, loha no amantarana azy. [2.653 #824, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un scarabée et un bousier se battant ensemble, on ne les reconnaît plus qu' à leur tête. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||