Teny iditra mifanadala (adala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Matoa Ranona sy Ranona tsy mifankafoy, dia satria ny vadin-dRanona mifanadala amin-dRanona. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 68]
2Kanjo dia renay izao, anaka, tato ho ato, fa misy olona izany, hono, toa mifanadala aminy ka asa na marina na tsaho fotsiny, fa efa tonga ianao io, lehiroa, ka andeha antomory ny raharahan' ialahy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 90]
Endriteny 
mifanadala
mifanadalan'
mifanadalan-
mifanadalam-
nifanadala
nifanadalan'
nifanadalan-
nifanadalam-
hifanadala
hifanadalan'
hifanadalan-
hifanadalam-

2017/03/26