Teny iditra mifanafatra (hafatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Hianao fary fotsy fanala hetaheta izaho fary manga filalaon-jaza samy ho any ka aza mifanafatra samy tanora ka aza mifamolaka. [Fox: Hainteny, laharana 159]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/26