Teny iditra mifanahaka (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra ary tsy mifanahaka amin' ny vato rehetra io noho izy mariky ny sam-pona nitranga fotsiny. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanahaka, mifanahak', mifanaha-
Ny lasa : nifanahaka, nifanahak', nifanaha-
Ny hoavy : hifanahaka, hifanahak', hifanaha-
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20