Teny iditra mifanakaikikaiky (akaikikaiky (akaiky))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: sahala [1.1]
Ohatra Ny fizarana ny iray volana ho herinandro efatra samy miafara amin' ny andro fahafilo, araka ny fanaon' ny Babyloniana, dia mifanahatahaka sy mifanakaikikaiky amin' ny fotoana ananan' ny volana ny endrika efatra (phases) eo amin' ny fiovaovany, dia ny isinam-bolana, ny tsinan-kerinandro (vakindoso), ny fenomanana, ary ny roatokombolana. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20