Teny iditra | 1 mifanakaiky |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.5] être proche l'un de l'autre |
Ohatra |
4 [2.472] Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. 5 [1.38] Nifanakaiky loatra ny andro nanoratana azy ka tsy mahagaga akoly ny fitoviana toy izany. |
Fototeny | 6 akaiky |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mifanakaiky io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |