| Teny iditra | 1 mifanambady |
| Fototeny | 2 vady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy.
[2.298#142]
5 Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. [2.508#477] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|