Teny iditra mifanambana (ambana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page voaaloka)]
Ohatra Rehefa izay, mifanatona izy roa lahy mpifanandrina, mifanambana sy mifampiambina, nefa mbola tsy tena mikatroka aloha. [Andraina: Mitaraina, takila 53]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02